|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 borizano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila.
4ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io. [1.1] 5tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila. 6taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany. [1.10] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7civilians, the common people, those not employed in military service.
8sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9les civils.
10on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana. [1.3] 11tireurs de pousse-pousse. [1.5] |
| Ohatra |
12
13 14 Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy [2.470#54] |
| Tsipelina hafa | 15borizany, borozany, borozano |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 18 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 borizano, 20 borozany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|