|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fotoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina.
4Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho. 5Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady. 6Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy. 7Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8an appointed time.
9Same as fitoana.. [1.2] 10time; a rendezvous. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé.
[1.3] 12le temps; moment; rendez-vous. [1.8] 13temps, date. [1.13] |
| Ohatra |
14 Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina.
[2.499]
15 Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 27fitoana |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 52 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 30Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 31 fotoana |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33menstruation.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 36 Haiaina |
| Teny iditra (3/3) | 37 fotoana |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
39Rhodolaena bakeriana Baill.
40(Sarcolaenaceae). 41Voir aussi foto.. [Sihanaka, Merina] [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 afotano, 44 fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|