|
|
|
|

Teny iditra1 mato-tsaina
Singan-teny  2matotra, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5avoir la maturité d'esprit. [1.5#208]
Ohatra  6 Ny mato-tsaina tsy akory tsy mahira-tsaina. [2.472]
7 Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12