|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalin-tsaina |
| Singan-teny | 2lalina, 3saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mahataka-javatra amin' izay mbola hiseho sy izay vokany; manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6deep, profound, sagacious, shrewd, sensible.
7Lalin-kevitra is also used. [1.2] |
| Tovy hevitra | 8lalin-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|