|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 maloka
Fototeny  2aloka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka.
5Manjombona, be rahona: Maloka ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6cloudy, dark, overshadowed, lowering.. [1.2]
7cloudy, somber. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8nuageux, sombre. [1.3, 1.8]
9ombragé. [1.3]
Ohatra  10 maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
11 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14malo-dohasaha

Teny iditra (2/3)15 maloka
Sokajin-teny  16 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17mbola, aloha. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)18 Maloka
Sokajin-teny  19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20Malluch. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21Malluk. [2.996]
Voambolana  22 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23Toko sy andininy momba Maloka

Fivaditsoratra  24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamoka, lamòka, 28 malako, 29 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03