|
|
|
|

Teny iditra1 manamaloka
Fototeny  2maloka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo. [2.508]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29