|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 aloka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ.
4Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed.
[1.2] 6An umbrella, a parasol. 7See tandindona. [Provincial] [1.2] 8shelter; shade, shadow. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9abri; ombre.
[1.8] 10image, ombre. [1.13] |
| Ohatra |
11 Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza.
[2.470]
12 Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 32 aloka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34matoatoa.
[Betsileo]
[1.78] 35Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. 36Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo). [1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 37 alòka |
| Fototeny | 38loka |
| Sokajin-teny | 39 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 45 aloka |
| Fototeny | 46loka |
| Sokajin-teny | 47 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
48Atsipy, atoraka, alefa.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 49 akalo, 50 aloka, alòka, 51 lakao, 52 laoka, 53 loaka, 54 olaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|