|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 aretina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana.
4Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5sickness, illness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6maladie. [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13]
Ohatra  7 Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#]
8 Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#]
9 Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Voambolana  11 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 38 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)15 aretina
Fototeny  16aritra
Sokajin-teny  17 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18qu'on endure, qu'on supporte. [1.3#62]
Haiendriteny 
19 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20 aretina, 21 aterina, 22 ietrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02