|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 haingana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana.
4Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho.
5Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy.
6Malaky: Haingam-piteny izy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7rapid, prompt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8rapide, prompt. [1.8]
Ohatra  9 Mitazana dia miverina haingana. [2.528]
10 Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445]
11 Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499]
Haiendriteny 
12 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16faingana
Mpanahaka  17 eonohoeo, 18 indraymihelatra, 19 indraymihelina, 20 indraymipimaso, 21 indraymiserana, 22 mbetivety, 23 miarakaaminizay, 24 miarakaaminnyvavamiteny, 25 miarakaaminnyvava, 26 poatoizay, 27 tsyahamanamenaka, 28 tsyhitahitaakory, 29 tsytrabadymantsaka, 30 tsielatsiela, 31 vetivety, 32 vetivetika
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)34 haingàna
Sokajin-teny  35 filaza mandidin' ny mpamaritra haingana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  36Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37allez vite, faites vite. [1.3]

Teny iditra (3/3)38 haingana
Sokajin-teny  39 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40same as faingana. [1.2]
41rapidly, promptly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  42rapidement, promptement. [1.8]
Kamban-teny rehetra  43mandeha haingana

Fivaditsoratra  44 angihana, 45 haingàna, haingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02