|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mañalady
Fototeny  2malady
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manafaingana. [Bezanozano] [1.78]
Ohatra  5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#]
6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#]
Kamban-teny rehetra  7manalady alahelo

Teny iditra (2/2)8 manalady
Fototeny  9halady
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañalady] 11miala tsiny. [Bezanozano] [1.78]
12Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao).
13Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14to apologize, to excuse one's self.
15This word is often used in requesting persons to withdraw.. [1.2]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20manalady misy
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 madilana, 23 mañalady, manalady, 24 mandalia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02