|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahalana |
| Fototeny | 2halana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany.
5Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany. [1.1#554] 6tsy mateti-piseho. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7far apart, not close..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps.
[1.3#208] 9rare. [1.13] |
| Ohatra |
10 Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza.
[2.529#]
|
| Tohi-kevitra | 11matetika |
| Mpanahaka | 12 bakaka, 13 bakatraka, 14 indraindraytadiavina, 15 makaka, 16 malalakabeelanelana, 17 manifyfafy, 18 manify, 19 mielanelana, 20 mitsitapitapy, 21 tsyfahitafiryohatranygisamainty, 22 tsyfahitafiry, 23 tsyfahitamatetika, 24 tsymatetika, 25 tsymifanety |
| Kamban-teny rehetra | 26mitsiky mahalana |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 hamalana, 29 mahalana, 30 mañahala, 31 manalaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|