|
|
|
|

Teny iditra1 matetika
Fototeny  2tetika
Sokajin-teny  3 mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy.. [1.1]
5Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6often. [1.7]
7frequent. [1.2, 1.7]
8Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9souvent. [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
10fréquent. [1.3, 1.8]
11Serré, pas assez espacé.. [1.5]
Ohatra  12 Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo [2.324]
Haiendriteny 
13 Tsotra :
14 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  15mahalana
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08