|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 bakaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3saobakaka.
[Taimoro, Taisaka, Tanosy]
[1.78] 4sahona lehibe. [Bara] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5crapaud.
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (2/5) | 7 bakaka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9ahitra toy ny katsaka.
[Bara]
[1.78] 10Anaran' ahitra lehibe izay mety hahatratra hatramin' ny roa na telo metatra. [Sakalava] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11a kind of millet (?).
[Sakalava]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12nom d'une grande herbe..
[Tankarana]
[1.19] 13(de bakaka, adjectif qui qualifie les gens ayant des dents particulièrement fortes et larges).. [Sakalava] 14Nom donné au mil : Sorghum halepense (L.) Pers. 15(Poaceae). 16Ceux qui le mangent, c'est-à-dire autrefois, surtout les esclaves importés d'Afrique, sont censés avoir de grandes dents.. 17Nom donné aussi par analogie, à de grandes Graminées spontanées, notamment: Sorghum brevicarinatum Snowden et Sorghum verticilliflorum (Steud.) Stapf. 18(Poaceae) Plantes toxiques pour le bétail, renfermant des glucosides cyanogènes.. [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 20Ambakaka |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/5) | 21 bakaka |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
23bulky, enormous.
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (4/5) | 24 bakaka |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
26stupid, doltish, imprudent.
[1.2] |
| Teny iditra (5/5) | 27 bakaka |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga.
30Entina ilazana koa ny rary be maso tsy mikatona tsara: Tsy tiako ity tsihy ity fa bakaka be ohatra ny inona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31in the provinces it means badly woven, as a piece of cloth; badly plaited, as mats..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 32 bakaka, 33 kabaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/05 |
|