|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bakatraka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Bakaka be tsy soa.
[1.1] 4vaventy sy bakaka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5grossier.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly.
[2.472]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 bakatraka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Feuilles odorantes d'une plante non déterminée.
11On en remplit les matelas. 12Elles seraient insectifuges.. [Betsileo, Bara] [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|