|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 levonina |
| Fototeny | 2levona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao.
5Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako. 6Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo. 7Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy. 8Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 levonina, 17 vinelona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|