|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fandevonana
Fototeny  2levona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanafonganana, fanafoanana: Fandevonana ny firenena ny famelana ny toaka hitobaka eran' ny tany sy ny fanjakana.
5Fanimbana: Tsy ekeko izao fandevonana ny voninkazoko izao.
6Fandringanana, fandripahana: Henemana monja ny fandevonan' ny tafiky ry zareo ny fahavalony.
7Fampanjariana ho fofona, etona, ranony...: Haingana ny fandevonana ny siramamy ao anaty rano.
8Fampanjariana ho zavatra mahavelona ny tena: Maharitra adiny roa na telo eo ho eo ny fandevonana ny sakafo hanintsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9dissolution. [1.13]
Voambolana  10 Fizìka
Mpanahaka  11 fahalevonana, 12 fimaha, 13 fimahana
Kamban-teny rehetra  14hasim-pandevonana

Teny iditra (2/3)15 fandevonana
Fototeny  16levona
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny anglisy  18A charm used to hasten the digestion of food taken in too great a quantity.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19(de levona : digéré) Préparations qui font digérer en cas d'embarras gastrique ou après un repas trop copieux.
20Certaines ont effectivement une incontestable efficacité et reposent sur les propriétés des fruits riches en enzymes protéolytiques, comme ceux de l'ananas, de la papaye et de l'angivibe, Solanum macrocarpum L.
21(Solanaceae). [Merina] [1.196]
Voambolana  22 Finoana

Teny iditra (3/3)23 fandevonana
Fototeny  24levona
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny anglisy  26A charm used to reduce the swelling of the bowels swollen from the drinking of the tangena ordeal. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27(merina ancien) (de levona, dans le sens de dissiper les effets) Produits qu'on administrait lorsque quelqu'un réchappait de l'épreuve du tangena pour calmer les douleurs ressenties après les hoquets et les vomissements répétés entraînés par cette épreuve.. [Merina] [1.196]
Voambolana  28 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08