|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandevona
Fototeny  2levona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika.
5Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona.
6Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto.
7Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano.
8Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to consume, to destroy; to dissolve, to digest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10détruire, anéantir; dissoudre, digérer. [1.8]
Ohatra  11 Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny. [2.606#]
12 Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)17 mandevòna
Fototeny  18levona
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandevona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 manandevo, 21 mandevòna, mandevona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02