|
|
|
|

Teny iditra1 filatsahana
Fototeny  2latsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry.
5Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina.
6Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12