|
|
|
|

Teny iditra1 mandatsaka
Fototeny  2latsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto.
5Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay.
6Mampiditra...
7ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy.
8Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho.
9Mandetsy.
10Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11to lay down, to put down, to let fall, to put in.
12fig.
13to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on. [1.2]
14to cast down; to put down, to lay in place. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15faire tomber; poser des briques, etc; enrôler. [1.8]
Ohatra  16 Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina [1.300#]
17 Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02