|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alatsaka |
| Fototeny | 2latsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo.
5Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo. 6Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?. 7Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered.
[1.2] 9to be cast down; to be enrolled. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15nalatsa-paratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|