|
|
|
|

Teny iditra1 ilasiray
Singan-teny  2ila, 3iray
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-bola izay 0, 30 fr.
6ny sandany; toy izao no niforonany: ila (voamena) sy iray (voamena). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[sy, and iray, one.] threepence ; lit.
8one half and one, ie.
9One half (of twopence) and one (twopence).
10Pronounced lasiray.. [1.2]
Voambolana  11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  12lasiray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12