|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kambana
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa.
4Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a twin, twins. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Jumeaux, semblables.
7Assemblage, union de plusieurs. [1.3]
8jumeau. [1.8, 1.13]
9connexion. [1.13]
Ohatra  10 Satria teraka kambana va izy? [2.270#]
11 Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#]
12 Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)31 kambana
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny frantsay  33gui, mousse.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  34 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  35hambina, kambina

Fivaditsoratra  36 ankamba, 37 kambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02