|
|
|
|

Teny iditra1 fanakambanana
Fototeny  2kambana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanambarana; fampiraisana. [1.1]
5fampitohizana fantsona roa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de réunir, d’unir, l’addition.. [1.3#306]
7montage, combinaison, association, assemblage.
8accord, union. [1.13]
Ohatra  9 Fanakambanana faobe io. [2.245]
10 Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao [4.27]
Voambolana  11 Haitao
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08