|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kambina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tenan-javatra miraikitra amin' iray hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4[inusité] corps étranger adhérent à un autre. [1.3]
Kamban-teny rehetra  5kambim-bahatra

Teny iditra (2/2)6 kambina
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8gui, mousse.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  9 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  10hambina, kambana

Fivaditsoratra  11 kambina, 12 kinamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08