|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 inona |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manontany..
41) Inona mpamaritra anarana dia atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza zavatra: Hena inona no hovidina? -- nefa azo ilazana olona koa izy raha enti-manontany toetra: Olona inona iny niresaka taminao iny: mpiasa birao sa mpiasa tany? (olona iza no atao raha ny anarana mihitsy no anontaniana).. 52) Inona mpisolo anarana koa dia enti-milaza zavatra: Inona no tianao, vomanga sa mangahazo? / Nihinana inona àry itỳ zaza itỳ izany? nefa, toy ny voalaza erỳ ambony, azo ilazana olona koa ny inona raha toetra no anontaniana: Inona ianao, kristianina sa tsy mpino?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6what?.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7quoi?.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 16 inona |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Fisotroana tangena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19action de boire le tanguin dans l'épreuve judiciaire.
[1.3#281] 20(du Soudanais : inum ; batak : minum : boire). 21Action de boire le tangena, d'absorber un poison judiciaire pour faire la preuve de son innocence. 22L'action elle-même s'appelle finomana (substantif actif) si l'on boit soi-même ; fampinomana quand le poison est administré par le juge. 23Celui qui réchappait de cette épreuve était dit velo-minona.. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Lalàna |
| Fivaditsoratra | 31 Anony, 32 inano, 33 inona, 34 ninao, 35 noany, 36 noina, 37 onina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|