|
|
|
|

Teny iditra1 fampinomana
Fototeny  2inona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5(de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie).
6Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud.
7(Apocynaceae).
8On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomambe et fampinomana andavanandro.. [Merina] [1.196]
Ohatra  9 Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [2.508]
10 Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649]
Voambolana  11 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02