|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 finomana |
| Fototeny | 2inona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fisotroana tangena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[Rel.
6s. 7from minona.] The tangena ordeal. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(racine inona) Action d'administrer le tangena à quelqu'un.
9Moins employé que fampinomana.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 Ny 4 kosa nogadrana : Andrianatsilo (rehefa velona tamin' ny finomana), Rainitsontsoraka, Raivomanga zandriny, Razakahaja.
[2.649]
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 finomana |
| Fototeny | 14inona |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Fisotroana.
[Provincial]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17in the provinces it means drinking..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 18 finomana, 19 manofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|