|
|
|
|

Teny iditra1 inoninona
Fototeny  2inona
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4 kanjo nangaibay foana tsy nahita inoninona hatraiza hatraiza. [1.214]
5 Ataovy ho toa ny tsy mba nandray inoninona tamin' ny fanambaran' Andriamanitra renao tao amin' ny fivavahana kristianina ianao. [2.296]
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  7 inoninona, 8 nony inona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12