|
|
|
|

Teny iditra1 maninona
Fototeny  2inona
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Manao inona: Maninona eto ianao?.
5Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6what of it ? what happened ? what's the matter?. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas?. [1.8]
Ohatra  8 Ary raha tsy manatrika moa maninona? [2.643#122]
9 Fa maninona ny zanako no tsakoahina? [2.356#104]
10 maninona izato izy no mando volomaso; [2.895#88]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 maninona, 13 manonina, mañonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02