|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ilaina
Fototeny  2ila
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona.
5Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for.. [1.2]
7to be wanted to be desired, to be needed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13haavo ilaina
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 ilaina
Fototeny  16ila
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  18Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao. [1.1]
Haiendriteny 
19 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20 ailany, 21 ilaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02