|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanilana
Fototeny  2ila
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fanilana
Fototeny  6hilana
Sokajin-teny  7 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana.
9Azo arona, araika atsỳ na arỳ. [1.1]

Fivaditsoratra  10 fanalina, 11 fanilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12