|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hazondrano |
| Singan-teny | 2hazo, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Hazo fahita any amin' ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava ny volony ary fanaovana zavamaneno indrindra (amponga, gitara...) sy rafikazo samihafa vola.
6(Ilex mitis). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a tree from which the poles of gentlemen's palanquins are made.
8Elodendron (?) sp. 9Same as lampivahitra and mangibary. [Tanala] [1.2] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 11lampivahitra, mangibary |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 hazondrano |
| Singan-teny | 14hazo, 15rano |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
17a kind of rush used in making mats and baskets.
18Scirpus corymbosus, Heyne. 19Same as forona. [Betsileo] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20Plantes dont les cendres servaient à faire des onguents contre les dermatoses suintantes, remèdes appelés odi-rano; la plus communément utilisée est Scirpus corymbosus L.
21(Cyperaceae). 22En dépit de son nom, c'est une plante herbacée et non un arbre. 23azondrano serait plus correct. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
24 Tsihy hazondrano malefaka ireny, fà ireo efa mivelatra tao an-trano dia tsihy
[2.499#]
|
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 26forona |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 27 hazondrano |
| Singan-teny | 28hazo, 29rano |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31(1) (de hazo : arbre et rano : eau).
32Nom générique des arbres poussant de préférence au bord des cours d'eau ou dans les lieux marécageux. 33On appelle ainsi surtout suivant les dialectes :. 34Mascarenhasia longifolia Jum. 35(Apocynaceae).. [Sakalava] 36Ilex mitis (L.) Radlk.(Aquifoliaceae).. [Tsimihety] 37Antidesma petiolare var. 38brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae); Mascarenhasia macrosiphon Baker et Mascarenhasia arborescens A.DC. 39(Apocynaceae) ; parfois aussi Aphloia theiformis (Vahl) Benn. 40(Aphloiaceae) plus communément appelé voafotsy ;. [Betsimisaraka] 41Cabucala cryptophlebia (Baker) Pichon (Apocynaceae) ;. [Bezanozano] 42Elaeodendron sp. 43(Celastraceae) ; encore appelée lampivahitra,. 44D'après Grandidier c'est avec ce bois qu'on faisait les portants des filanjana sur lesquels on portait les princes et hauts dignitaires du royaume.. [Tanala] 45Canthium andringitrense Cavaco (Rubiaceae) ;. [Betsileo] 46(taimoro) Mascarenhasia arborescens A.DC. 47(Apocynaceae) ;. 48Mascarenhasia speciosa Scott-Elliot, Mascarenhasia boivinii Dubard et Mascarenhasia arborescens A.DC (Apocynaceae). 49La plupart de ces Hazondrano donne des bois blancs, mous, sans grand usage. 50Seul Ilex mitis fournit un bois dur utilisé pour faire des malles, de petits meubles et de la marqueterie. 51Le hazondrano entrait dans la composition des ody fandika, remède contre les sortilèges déposés sur un chemin et des ody fitia ou philtres d'amour. 52(Voir Tantaran'ny Andriana, édition française, Tome 1, p. 53193 et 195. 54Leur bois servait couramment à faire des amulettes. [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 55 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|