| Teny iditra |
 |
forona
|
| Sokajin-teny | |
anarana
|
| Famaritana malagasy | |
Karazan' ahitra maniry anaty rano, fanao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
|
| Dikanteny anglisy | |
The name of a kind of grass used in making hats, baskets, etc. See hazondrano. [Richardson 1885]
|
| Dikanteny frantsay | |
Espèce de jonc servant à faire des nattes, des corbeilles; comme hazondrano. Scirpus corymbosus
¶ Herbe qui sert pour le chauffage; comme horondrano
[Abinal 1888]
|
| Voambolana | |
| Fombam-pitenenana | |
|
|
| Teny iditra |
 |
forona
|
| Sokajin-teny | |
anarana
|
| Famaritana malagasy | |
Fanaovana zavatra tsy mbola nisy [Rajemisa 1985]
|
| Dikanteny anglisy | |
Formed; fashioned as a thing. See ary [Richardson 1885]
|
| Dikanteny frantsay | |
Création, invention, production de l'esprit, des sciences, des arts, formation, fabrication, construction: Tsara forona ity milina ity (Cette machine a été bien fabriquée) [Abinal 1888]
|
| Sampanteny | |
|
| Teny iditra |
 |
forona
|
| Sokajin-teny | |
mpamaritra
|
| Famaritana malagasy | |
Tapitra, fongana [Sihanaka]
[Rakotosaona 1972]
|
| Dikanteny anglisy | |
Consumed, burnt, reduced to nothing, as an over-cooked piece of meat, a burnt house, etc. [Provincial]
[Richardson 1885]
|
|