|
|
|
|

Teny iditra1 rantsankazo
Singan-teny  2rantsana, 3hazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa. [1.1]
[rantsan-kazo] 6ny sampan' ny hazo maniry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [rantsan-kazo] 7The branch of a tree.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8branches d'un arbre. [1.196]
Ohatra  9 ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
10 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Voambolana  11 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11