|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misy |
| Fototeny | 2isy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody.
5Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany. 6Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny. 7Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8there is, there are.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9il y a, il y en a.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Lazao raha misy mahalala e!
[2.472]
11 Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471] 12 misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 baibo, 18 fondrana, 19 kaondrana, 20 nahafahana, 21 ondranondranana, 22 tangoarara |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 73 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|