|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 patsa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4shrimps. [1.2]
Voambolana  5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  6 patsanorana
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9 patsa
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny. [1.1]
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 patsa, 14 tsapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02