|
|
|
|

Teny iditra1 hatsatra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4pale. [1.2, 1.7]
5wan, sickly.
6Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison.. [1.2]
7livid. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pâle, livide. [1.3, 1.8]
9blême. [1.3]
10(dans toute l'île).
11Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière.. [1.196]
Ohatra  12 Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324]
13 Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256]
14 Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Mpanahaka  16 maina, 17 malazo, 18 matroka, 19 mivaloarika, 20 mivolombalalamaty, 21 tsymarevaka, 22 tsymisyrenty, 23 vasoka
Kamban-teny rehetra  24fotsy hatsatra

Fivaditsoratra  25 hatsatra, 26 tsahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31