|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malazo |
| Fototeny | 2lazo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5fané, flétri.
[1.3, 1.8] 6maigre, sec, maladif. [1.3] |
| Ohatra |
7 nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11malazo molotra |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|