|
|
|
|

Teny iditra1 hamavoina
Fototeny  2mavo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be despised. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on méprise. [1.8]
Ohatra  7 ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. [2.996]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12mavoina
Mpanahaka  13 ataotsinontsinona, 14 esoina, 15 fanatsizarizariana, 16 fotsifotsina, 17 tebahina, 18 tsiratsiraina, 19 vasohina, 20 zimbazimbaina

Fivaditsoratra  21 hamaivano, 22 hamavoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31