|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tebahina |
| Fototeny | 2tebaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason' ny olona teo aho.
5Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|