|
|
|
|

Teny iditra1 esoina
Fototeny  2eso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra.
5Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be scorned, to be mocked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7dont on se moque, qu'on raille. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anesoy, 13 esoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12