|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsiratsiraina |
| Fototeny | 2tsiratsira |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Esoina, atao tsinontsinona, fotsifotsina, tevatevaina: Tsy azonao tsiratsiraina mihitsy ny ray aman-dreninao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|