|
|
|
|

Teny iditra1 haleviko am-batan' orona raha maty
Singan-teny  2alevina, 3vatana, 4orona, 5raha, 6maty
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8enti-milaza olona izay tiana fatratra ka toa tsy foy halevina ao anaty tany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11