|
|
|
|

Teny iditra1 alevina
Fototeny  2levina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala.
5Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be buried. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on enterre. [1.8]
Ohatra  8 Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#]
9 Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14haleviko am-batan' orona raha maty
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 alevina, 17 avelany, 18 ivelana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02