|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 haha-
Sokajin-teny  2 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3passé du préfixe maha-. [1.3]
Ohatra  4 moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony? [2.314#]
5 Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy. [2.298#]

Teny iditra (2/2)6 haha
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8famahana, fanalana ny fatotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9See boraka, vaha, veraka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté.
11Voy.
12Vaha. [1.3#204]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19