|
|
|
|

Teny iditra1 voahaha
Fototeny  2haha
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4loosed, untied, unknotted.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Délié, dénoué, détaché, dévissé, démonté, mis en liberté. [1.3#204]
Ohatra  6 Ny gadralava sy ny meloka ao an-tranomaizina dia tsy maintsy vahana sy alefa amy ny fetr' androny, ka raha tsy mahatandrina tsara izany ny mpitandrina ný fetr' androny, ka misy diso andro sy tsy voahaha sy tsy voalefa, dia sazina omby 1 sy a. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12