|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maha~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka.
[1.107#58] 6préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. 7ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis. [1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 8 maha |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(prononciation locale de ma).
11Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). 12Nom relevé par A. 13Seyrig (réf. 14Seyrig 750).. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 Amah, 17 Hama, 18 maha~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|