|
|
|
|

Teny iditra1 igagana
Fototeny  2gaga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
4to be the cause of amazement, to be the subject of astonishment. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5dont on s'étonne, qu'on admire. [1.8]
Ohatra  6 Nigagan’ ny olona ny soa nataony (On a admiré le bien qu’il a fait) [1.3#193]
7 Vady efa misy hitobahana sy hanaovana lamaody igagana. [2.314]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 agagañy, 14 igagana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02