Teny iditra | vakim-baratra | |
Singan-teny | vakina ; varatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Foudroyé Surpris, terrifié, confondu [1.3] | |
Ohatra | Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo
[2.4] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vakim-baratra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |