|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 revo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany.
4Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy. 5Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6stuck in the mud; completely engrossed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7embourbé; plongé dans une occupation.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo!
[2.471]
9 Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 22 jemby, 23 rendrehana, 24 rendrika, 25 renoka, 26 senoka, 27 sondriana, 28 variana |
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 revo, 32 vero, 33 vore |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|